Epistily ho an'ny Romana 4:8
Sambatra izay olona tsy hisain’ i Jehovah heloka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Blessed is the man to whom the Lord will not impute sin.
In Context
7Sambatra izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 4
Cross References
Isaiah 53:10Nefa sitrak’ i Jehovah ny hanorotoro sy hampangirifiry Azy; Rehefa manolotra fanati-panonerana Izy, dia hahita taranaka sady ho maro andro, ary ny sitrapon’ i Jehovah dia hambinina eo an-tànany.
Philemon 1:18Nefa raha nanao izay tsy marina taminao izy, na mitrosa, dia ataovy ho ahy izany;
1 Peter 3:18Fa Kristy koa aza efa nijaly indray mandeha noho ny ota, ny Marina hamonjy ny tsy marina, mba hitondra antsika ho amin’ Andriamanitra, ka novonoina tamin’ ny nofo, fa novelomina tamin’ ny fanahy,