Epistily ho an'ny Romana 6:7
Fa izay efa maty dia afaka amin’ ny ota.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For he that is dead is freed from sin.
In Context
8Ary raha niara-maty tamin’ i Kristy isika, dia mino fa hiara-belona aminy koa isika;
Read all of Epistily ho an'ny Romana 6
Cross References
Romans 6:2Sanatria izany! Hataontsika izay efa maty ny amin’ ny ota ahoana no ho velona aminy ihany?
Romans 7:2Fa ny vehivavy izay manambady dia fehezin’ ny lalàna ho an’ ny lahy, raha mbola velona ny lahy; fa raha maty kosa ny lahy, dia afaka amin’ ny lalàn’ ny lahy izy.
Romans 8:1Ary amin’ izany dia tsy misy fanamelohana ho an’ izay ao amin’ i Kristy Jesosy.
1 Peter 4:1Koa satria niaritra tamin’ ny nofo Kristy, dia alao mba ho fiadianareo izany saina izany; fa izay niaritra tamin’ ny nofo dia efa afaka tamin’ ny ny ota;