Epistily ho an'ny Romana 6:8
Ary raha niara-maty tamin’ i Kristy isika, dia mino fa hiara-belona aminy koa isika;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now if we be dead with Christ, we believe that we shall also live with him:
In Context
7Fa izay efa maty dia afaka amin’ ny ota.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 6
Cross References
Romans 6:3Tsy fantatrareo va fa na iza na iza isika no efa natao batisa ho amin’ i Kristy Jesosy dia natao batisa ho amin’ ny fahafatesany?
2 Corinthians 13:4Fa voahombo tamin’ ny hazo fijaliana Izy noho ny fahalemena, nefa velona kosa noho ny herin’ Andriamanitra. Fa izahay koa dia malemy ao aminy, nefa hiara-belona aminy ho anareo izahay noho ny herin’ Andriamanitra.
1 Thessalonians 4:14Fa raha inoantsika fa efa maty Jesosy sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran’ Andriamanitra izay efa nodi-mandry tao amin’ i Jesosy hiaraka aminy.