The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Romana › Epistily ho an'ny Romana 7 › Epistily ho an'ny Romana 7:12

Epistily ho an'ny Romana 7:12

Ka dia masìna tokoa ny lalàna, ary masìna ny didy sady marina no tsara.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Wherefore the law is holy, and the commandment holy, and just, and good.

In Context

11Fa io didy io dia nentin’ ny ota namitaka sy nahafaty ahy.

13Koa ny tsara va no nahafaty ahy? Sanatria izany! Fa ny ota no nahafaty ahy, mba hiseho ho ota; fa ny tsara no nentiny nahafaty ahy, mba ho tonga ota indrindra ny ota noho ny nataon’ ny lalàna.

Read all of Epistily ho an'ny Romana 7

Cross References

Deuteronomy 4:8Ary iza no firenena, na dia lehibe aza, no mba manana didy sy fitsipika marina tahaka izao lalàna rehetra izao, izay ataoko eo anatrehanareo anio?

Nehemiah 9:13Efa nidina tao ambonin’ ny tendrombohitra Sinay Hianao, dia niteny taminy tany an-danitra ka nanome azy fitsipika mahitsy sy lalana marina ary fomba sy didy tsara.

Psalms 119:38Tovy ny teninao amin’ ny mpanomponao, Izay matahotra Anao indrindra.

Psalms 119:127Izany no itiavako ny didinao mihoatra noho ny volamena, Eny, noho ny tena volamena aza.

Psalms 119:140Voazaha toetra tamin’ ny memy ny teninao, Ka dia tian’ ny mpanomponao.

Romans 3:31Koa mahafoana ny lalàna amin’ ny finoana va isika? Sanatria izany! fa mampiorina tsara ny lalàna isika.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Romana 7:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Romana 7:11Epistily ho an'ny Romana 7Epistily ho an'ny Romana 7:13 →