Epistily ho an'ny Romana 7:16
Fa raha manao ny tsy sitrako aho, dia manaiky fa tsara ny lalàna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If then I do that which I would not, I consent unto the law that it is good.
In Context
15Fa izay ataoko dia tsy fantatro; fa tsy izay sitrako no ataoko; fa izay halako no ataoko.
17Ary amin’ izany tsy izaho intsony no manao izany, fa ny ota izay mitoetra ato anatiko.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 7
Cross References
Psalms 119:127Izany no itiavako ny didinao mihoatra noho ny volamena, Eny, noho ny tena volamena aza.
Romans 7:14Fa fantatsika fa araka ny fanahy ny lalàna; fa izaho kosa nofo, namidy ho andevon’ ny ota.
1 Timothy 1:8Nefa fantatsika fa tsara ny lalàna, raha entin’ ny olona araka izay antony,