The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Romana › Epistily ho an'ny Romana 7 › Epistily ho an'ny Romana 7:18

Epistily ho an'ny Romana 7:18

Fa fantatro fa tsy misy zavatra tsara mitoetra ato amiko, dia ato amin’ ny nofoko; fa ato anatiko ihany ny fikasana, saingy ny hahatanteraka ny tsara no tsy ato.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For I know that in me (that is, in my flesh,) dwelleth no good thing: for to will is present with me; but how to perform that which is good I find not.

In Context

17Ary amin’ izany tsy izaho intsony no manao izany, fa ny ota izay mitoetra ato anatiko.

19Fa tsy ny tsara izay sitrako no ataoko; fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko.

Read all of Epistily ho an'ny Romana 7

Cross References

Genesis 6:5Ary hitan’ i Jehovah fa be ny faharatsian’ ny olona tambonin’ ny tany, ka izay fisainana rehetra avy amin’ ny fony dia ratsy ihany mandritra ny andro.

Job 14:4Aiza no misy madio ateraky ny tsy madio? Tsy misy na dia iray akory aza.

Job 25:4Ary aiza no hahamarina ny zanak’ olombelona eo anatrehan’ Andriamanitra? Ary aiza no hadio izay tera-behivavy?

Psalms 119:5Enga anie ka ho tafatoetra ny lalako Hitandremako ny didinao!

Psalms 119:40Indro, manina ny didinao aho, Velomy amin’ ny fahamarinanao.

Psalms 119:173Aoka anie hamonjy ahy ny tananao; Fa efa nifidy ny didinao aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Romana 7:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Romana 7:17Epistily ho an'ny Romana 7Epistily ho an'ny Romana 7:19 →