Epistily ho an'ny Romana 7:20
Fa raha ny tsy sitrako no ataoko, dia tsy izaho intsony no manao izany, fa ny ota izay mitoetra ato amiko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now if I do that I would not, it is no more I that do it, but sin that dwelleth in me.
In Context
19Fa tsy ny tsara izay sitrako no ataoko; fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko.
21Koa hitako izao lalàna izao: raha ta-hanao ny marina aho, dia ato amiko ihany ny ratsy.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 7
Cross References
Romans 7:17Ary amin’ izany tsy izaho intsony no manao izany, fa ny ota izay mitoetra ato anatiko.