The Bible Software
The Holy Bible · Baiboly Malagasy (1865)

Boky voalohan'i Samoela

Ary tamin’ ny andro nitsaran’ ny mpitsara dia nisy mosary teo amin’ ny tany. Ary nisy lehilahy avy any Betlehema-joda nandeha nivahiny tany amin’ ny tany Moaba, dia izy sy ny vadiny mbamin’ ny zanany roa lahy;

Read Boky voalohan'i Samoela Free →

The 4 Chapters

1234