bible.software › Boky voalohan'i Samoela › Boky voalohan'i Samoela 1 › Boky voalohan'i Samoela 1:18
Boky voalohan'i Samoela 1:18
Ary rehefa hitany fa mbola mikikitra homba azy ihany Rota, dia nitsahatra tsy niteny taminy intsony izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
When she saw that she was stedfastly minded to go with her, then she left speaking unto her.
In Context
17izay tany hahafatesanao no hahafatesako, sady any koa no handevenana ahy; hataon’ i Jehovah amiko anie izany, eny mihoatra noho izany aza, raha tsy ny fahafatesana ihany no hampisaraka antsika.
19Dia nandeha izy mianaka mandra-pahatongany tany Betlehema. Ary rehefa tonga tany Betlehema izy, dia taitra taminy ny tanàna rehetra, ka hoy ny vehivavy hoe: Naomy va re ity?
Read all of Boky voalohan'i Samoela 1
Cross References
Acts 21:14Ary nony tsy nanaiky izy, dia nitsahatra izahay ka nanao hoe: Aoka ny sitrapon’ ny Tompo no hatao.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'i Samoela 1:18