bible.software › Boky voalohan'i Samoela › Boky voalohan'i Samoela 3 › Boky voalohan'i Samoela 3:11
Boky voalohan'i Samoela 3:11
Koa ankehitriny anaka, aza matahotra; hataoko aminao izay rehetra angatahinao; fa fantatr’ izay rehetra ao an-tanànan’ ny fireneko fa vehivavy tsara ianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And now, my daughter, fear not; I will do to thee all that thou requirest: for all the city of my people doth know that thou art a virtuous woman.
In Context
10Dia hoy izy: Hotahin’ i Jehovah anie ianao, anaka; efa nanao soa be lavitra tamin’ ny ato aoriana ianao noho ny tamin’ ny voalohany, noho ny tsy nanarahanao ny zatovo, na ny malahelo, na ny manan-karena.
12Ary ankehitriny marina izany, fa havana mahavotra aho; nefa misy havana mahavotra akaiky kokoa noho izaho.
Read all of Boky voalohan'i Samoela 3
Cross References
Proverbs 12:4Ny vehivavy tsara dia satro-boninahitry ny lahy; Fa ny vehivavy manao izay mahamenatra kosa dia tahaka ny lò ao anatin’ ny taolana.
Proverbs 31:29Maro no zazavavy nanao soa, Fa ianao manoatra noho izy rehetra.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'i Samoela 3:11