bible.software › Boky voalohan'i Samoela › Boky voalohan'i Samoela 4 › Boky voalohan'i Samoela 4:16
Boky voalohan'i Samoela 4:16
Dia nandray ny zaza Naomy ka nitrotro azy, dia tonga mpitaiza azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Naomi took the child, and laid it in her bosom, and became nurse unto it.
In Context
15Dia hamelona ny ainao sy hitaiza anao izy, rehefa antitra ianao; fa niteraka azy ny vinantonaovavy, izay tia anao, ilay tsara lavitra aminao mihoatra noho ny zanaka fito lahy.
17Ary ny vehivavy namany nifidy ny anarany ka nanao hoe: Misy zazalahy teraka ho an’ i Naomy; ary ny anarany nataony hoe Obeda; izy no rain’ i Jese, rain’ i Davida.
Read all of Boky voalohan'i Samoela 4
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'i Samoela 4:16