The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'i Samoela › Boky voalohan'i Samoela 4 › Boky voalohan'i Samoela 4:17

Boky voalohan'i Samoela 4:17

Ary ny vehivavy namany nifidy ny anarany ka nanao hoe: Misy zazalahy teraka ho an’ i Naomy; ary ny anarany nataony hoe Obeda; izy no rain’ i Jese, rain’ i Davida.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the women her neighbours gave it a name, saying, There is a son born to Naomi; and they called his name Obed: he is the father of Jesse, the father of David.

In Context

16Dia nandray ny zaza Naomy ka nitrotro azy, dia tonga mpitaiza azy.

18Ary izao no taranak’ i Fareza: Fareza niteraka an’ i Hezrona;

Read all of Boky voalohan'i Samoela 4

Cross References

Ruth 4:22ary Obeda niteraka an’ i Jese; ary Jese niteraka an’ i Davida.

Luke 1:58Ary ny niara-monina taminy sy ny havany nandre fa efa nohalehibiazin’ ny Tompo ny famindram-pony taminy; dia niara-nifaly taminy ireo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'i Samoela 4:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'i Samoela 4:16Boky voalohan'i Samoela 4Boky voalohan'i Samoela 4:18 →