Boky voalohan'i Samoela 4:18
Ary izao no taranak’ i Fareza: Fareza niteraka an’ i Hezrona;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now these are the generations of Pharez: Pharez begat Hezron,
In Context
19ary Hezrona niteraka an’ i Rama; ary Rama niteraka an’ i Aminadaba;
Read all of Boky voalohan'i Samoela 4
Cross References
1 Chronicles 2:4Ary Tamara vinantoni-vavy niteraka an’ i Fareza sy Zera taminy. Dimy no zanakalahin’ i Joda rehetra.
1 Chronicles 4:1Ny zanakalahin’ i Joda dia Fareza sy Hezrona sy Karmy sy Hora ary Sobala.
Luke 3:33zanak’ i Aminadaba, zanak’ i Arny, zanak’ i Hezrona, zanak’ i Fareza, zanak’ i Joda,