Boky voalohan'i Samoela 4:19
ary Hezrona niteraka an’ i Rama; ary Rama niteraka an’ i Aminadaba;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Hezron begat Ram, and Ram begat Amminadab,
In Context
18Ary izao no taranak’ i Fareza: Fareza niteraka an’ i Hezrona;
20ary Aminadaba niteraka an’ i Nasona; ary Nasona niteraka an’ i Salmona;
Read all of Boky voalohan'i Samoela 4
Cross References
Matthew 1:4ary Rama niteraka an’ i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an’ i Nasona; ary Nasona niteraka an’ i Salmona;