Boky voalohan'i Samoela 4:20
ary Aminadaba niteraka an’ i Nasona; ary Nasona niteraka an’ i Salmona;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Amminadab begat Nahshon, and Nahshon begat Salmon,
In Context
19ary Hezrona niteraka an’ i Rama; ary Rama niteraka an’ i Aminadaba;
21ary Salmona niteraka an’ i Boaza; ary Boaza niteraka an’ i Obeda;
Read all of Boky voalohan'i Samoela 4
Cross References
Numbers 1:7ny avy amin’ i Joda dia Nasona, zanak’ i Aminadaba;
Luke 3:32zanak’ i Jese, zanak’ i Obeda, zanak’ i Boaza, zanak’ i Salmona, zanak’ i Nahasona,