Boky voalohan'i Samoela 4:22
ary Obeda niteraka an’ i Jese; ary Jese niteraka an’ i Davida.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Obed begat Jesse, and Jesse begat David.
In Context
21ary Salmona niteraka an’ i Boaza; ary Boaza niteraka an’ i Obeda;
Read all of Boky voalohan'i Samoela 4
Cross References
1 Samuel 16:1Ary hoy Jehovah tamin’ i Samoela: Mandra-pahoviana no hahalahelovanao an’ i Saoly, nefa Izaho efa nandà azy tsy ho mpanjakan’ ny Isiraely? fenoy diloilo ny tandrokao, ka mandehana, fa hirahiko ho any amin’ i Jese Betlehemita ianao; fa efa nahita mpanjaka ho Ahy ao amin’ ny zanany Aho.
1 Chronicles 2:15sy Ozema, fahenina, ary Davida, faralahy;
Matthew 1:6ary Jese niteraka an’ i Davida mpanjaka. Ary Davida niteraka an’ i Solomona tamin’ ny vadin’ i Oria;