Tononkiran'i Solomona 5:12
Ny masony dia tahaka ny voromailala eo anilan’ ny sakeli-drano, mandro amin’ ny ronono sady tahaka ny vato soa alatsaka an-tranontranony izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
His eyes are as the eyes of doves by the rivers of waters, washed with milk, and fitly set.
In Context
11Ny lohany dia toy ny tena volamena tsara; Ny volony dia milantolanto sady mangilohilo toy ny goaika.
Read all of Tononkiran'i Solomona 5
Cross References
Song of Solomon 4:1Endrey, tsara tarehy ianao, ry tompokovavy havako! Endrey, tsara tarehy ianao! Ny masonao dia voromailala eo amin’ ny fisalobonanao; Ny volonao dia tahaka ny osy andiany, izay mandriandry eny an-kilan’ ny tendrombohitr’ i Gileada.