Tononkiran'i Solomona 7:11
An’ ny malalako aho, sady manina ahy izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Come, my beloved, let us go forth into the field; let us lodge in the villages.
In Context
12Avia, ry malalako, aoka handeha ho any an-tsaha isika; Andeha handry any ambanivohitra isika.
Read all of Tononkiran'i Solomona 7
Cross References
Psalms 45:12Raha irin’ ny mpanjaka ny hatsaran-tarehinao ― fa izy no tomponao ― dia miankohofa eo anatrehany.
Song of Solomon 2:10Niteny ny malalako ka nanao tamiko hoe: Mitsangàna, ry tompokovavy havako, ry tsara tarehiko, ka andeha ary!
Song of Solomon 4:8Hiaraka amiko avy any Libanona ianao, ry ampakariko, eny, hiaraka amiko avy any Libanona, hitazana eny an-tampon’ i Amana, eny an-tampon’ i Senira sy Hermona, eny an-davaky ny liona, eny an-tendrombohitry ny leoparda.