Tononkiran'i Solomona 8:4
Mampianiana anareo aho, ry zanakavavin’ i Jerosalema: Aza manaitra na mamoha ny fitiavana, raha tsy efa sitrapony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I charge you, O daughters of Jerusalem, that ye stir not up, nor awake my love, until he please.
In Context
3Aoka hanondana ahy ny tànany ankavia, ary aoka hanohona ahy ny tànany ankavanana.
Read all of Tononkiran'i Solomona 8
Cross References
Song of Solomon 2:7Mampianiana anareo amin’ ny gazela na amin’ ny dieravavy any an-tsaha aho, ry zanakavavin’ i Jerosalema: Aza manaitra na mamoha ny fitiavana raha tsy efa sitrapony.