The Bible Software
The Holy Bible · Baiboly Malagasy (1865)

Epistily ho an'i Titosy

Paoly, mpanompon’ Andriamanitra sy Apostolin’ i Jesosy Kristy hampandroso ny finoan’ ny olom-boafidin’ Andriamanitra sy ny fahalalana tsara ny marina izay manaraka ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra,

Read Epistily ho an'i Titosy Free →

The 3 Chapters

123