Epistily ho an'i Titosy 2:15
Izany no lazao sy ananaro ary andrarao amin’ ny fahefana rehetra. Aza avela hisy hanao tsinontsinona anao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
These things speak, and exhort, and rebuke with all authority. Let no man despise thee.
In Context
Read all of Epistily ho an'i Titosy 2
Cross References
Mark 1:22Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nampianatra azy tahaka izay manana fahefana Izy, fa tsy mba tahaka ny mpanora-dalàna.
Luke 4:36Ary talanjona avokoa izy rehetra ka niresaka hoe: Manao ahoana izao teny izao! fa amin’ ny fahefana sy ny hery no andidiany ny fanahy maloto, dia mivoaka ireo.
1 Timothy 5:20Izay manota dia anaro eo anatrehan’ ny olona rehetra, mba hatahotra koa ny sasany.
Titus 1:13Marina izany vavolombelona izany. Ary noho izany dia anaro mafy izy mba hatanjaka amin’ ny finoana,