bible.software › Epistily ho an'i Titosy › Epistily ho an'i Titosy 2 › Epistily ho an'i Titosy 2:4
Epistily ho an'i Titosy 2:4
mba hampianarany ny vehivavy tanora fanahy ho tia ny vadiny, ho tia ny zanany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
That they may teach the young women to be sober, to love their husbands, to love their children,
In Context
3Ny vehivavy anti-panahy koa anaro hitondra tena toy izay miendrika ny olona masìna, tsy ho mpanendrikendrika, tsy ho andevozin’ ny divay be, ho mpampianatra ny zavatra tsara,
5hahonon-tena, ho madio toe-panahy, hiasa ao an-tranony, ho tsara fanahy, hanaiky ny vadiny, mba tsy hitenenana ratsy ny tenin’ Andriamanitra.
Read all of Epistily ho an'i Titosy 2
Cross References
1 Timothy 5:11Fa mandava ny mpitondra-tena tanora; fa raha tsy maharitra ny fifehezan’ i Kristy izy, dia ta-hanam-bady
This Verse In Other Editions
Study Epistily ho an'i Titosy 2:4