Epistily ho an'i Titosy 2:6
Ny lehilahy tanora fanahy koa anaro hahonon-tena;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Young men likewise exhort to be sober minded.
In Context
Read all of Epistily ho an'i Titosy 2
Cross References
Job 29:8Dia nahita ahy ny zatovo ka niampirimpirina; Ary niainga ny fotsy volo, dia nijoro;
Ecclesiastes 11:9Mifalia, ry zatovo, dieny mbola tanora ianao; ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin’ ny andro fahatanoranao; ka mandehana any amin’ izay sitraky ny fonao sy izay jeren’ ny masonao; nefa aoka ho fantatrao fa ho entin’ Andriamanitra hotsaraina ianao amin’ izany rehetra izany.
1 Peter 5:5Ary ianareo izay mbola tanora fanahy kosa, dia maneke ny loholona. Eny, samia misikìna fanetren-tena ianareo ka mifanompoa; fa “Andriamanitra manohitra ny miavonavona, fa manome fahasoavana ho an’ ny manetry tena”.