The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'i Titosy › Epistily ho an'i Titosy 3 › Epistily ho an'i Titosy 3:12

Epistily ho an'i Titosy 3:12

Rehefa maniraka an’ i Artema ny Tykiko ho atỳ aminao aho, dia mazotoa hankany amiko any Nikopolia ianao, fa mikasa handany ny ririnina any aho.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

When I shall send Artemas unto thee, or Tychicus, be diligent to come unto me to Nicopolis: for I have determined there to winter.

In Context

11satria fantatrao fa voavadika izay manao izany ka sady manota no manamelo-tena koa.

13Mazotoa hamoaka an’ i Zena mpahay lalàna sy Apolosy, mba tsy hisy zavatra hilainy.

Read all of Epistily ho an'i Titosy 3

Cross References

Acts 20:4Ary niaraka taminy hatrany Asia Sopatera, zanak’ i Pyro, avy any Beria, ary Aristarko sy Sekondo avy any Tesalonika, ary Gaio avy any Derbe, ary Timoty, ary Tykiko sy Trofimo avy any Asia.

1 Corinthians 16:8Nefa hitoetra any Efesosy aho mandra-pihavin’ ny Pentekosta;

2 Timothy 4:12Tykiko dia nirahiko ho any Efesosy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'i Titosy 3:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'i Titosy 3:11Epistily ho an'i Titosy 3Epistily ho an'i Titosy 3:13 →