bible.software › Bokin'i Zakaria › Bokin'i Zakaria 13 › Bokin'i Zakaria 13:5
Bokin'i Zakaria 13:5
fa hanao hoe: Tsy mpaminany aho, fa mpiasa tany, satria nisy nanandevo ahy, fony aho mbola kely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But he shall say, I am no prophet, I am an husbandman; for man taught me to keep cattle from my youth.
In Context
4Ary amin’ izany andro izany ny mpaminany dia samy hahazo henatra noho ny fahitany avy, raha maminany; ary tsy hikapôty volom-biby hamitahana izy,
6Dia hisy hanao aminy hoe: Ka inona itony ratra amin’ ny tananao itony? Dia hovaliany hoe: Naratra tao an-tranon’ ny sakaizako ireny.
Read all of Bokin'i Zakaria 13
Cross References
Acts 19:17Ary fantatry ny Jiosy sy ny jentilisa rehetra izay nonina tany Efesosy izany; dia raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza ny anaran’ i Jesosy Tompo.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Zakaria 13:5