bible.software › Bokin'i Zakaria › Bokin'i Zakaria 2 › Bokin'i Zakaria 2:14
Bokin'i Zakaria 2:14
Mihobia sy mifalia, ry Ziona zanakavavy, fa, indro, avy honina ao afovoanao Aho, hoy Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
13Fa, indro, hahinjitro eo amboniny ny tanako, ka hobaboin’ ireo nanompo azy izy; dia ho fantatrareo fa Jehovah, Tompon’ ny maro, no naniraka ahy.
15Ary firenena maro no hanaiky ho an’ i Jehovah amin’ izany andro izany ka ho oloko; ary hitoetra ao afovoanao aho, ka dia ho fantatrao fa Jehovah, Tompon’ ny maro, no naniraka ahy ho aminao.
Read all of Bokin'i Zakaria 2
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Zakaria 2:14