bible.software › Bokin'i Zakaria › Bokin'i Zakaria 2 › Bokin'i Zakaria 2:3
Bokin'i Zakaria 2:3
Ary dia nanehoan’ i Jehovah mpiasa efatra aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And, behold, the angel that talked with me went forth, and another angel went out to meet him,
In Context
2Ary hoy izaho tamin’ ilay anjely niresaka tamiko: Inona moa ireo? Dia hoy izy tamiko: Ireo no tandroka izay nampihahaka ny Joda sy ny Isiraely ary Jerosalema.
4Dia hoy izaho: Avy hanao inona moa ireto? Ary Izy nanao hoe: Ireo no tandroka nampihahaka ny Joda, ka tsy nisy olona nanandrandra loha; fa ireto kosa dia avy hampahatahotra azy mba hampiongana ny tandroky ny firenena, dia izay nanandratra ny tandrony tamin’ ny tanin’ ny Joda hanely azy.
Read all of Bokin'i Zakaria 2
Cross References
Zechariah 1:13Dia novalian’ i Jehovah teny tsara sy mampionona ilay anjely niresaka tamiko.
Zechariah 4:1Ary niverina ilay anjely niresaka tamiko ka namoha ahy toy ny olona fohazina amin-tory.
Zechariah 5:5Dia nivoaka ilay anjely niresaka tamiko ka nanao tamiko hoe: Atopazy ny masonao, ka jereo io mivoaka io.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Zakaria 2:3