Bokin'i Zakaria 3:10
Amin’ izany andro izany, hoy Jehovah, Tompon’ ny maro, dia samy hiantso ny namanareo avy ho eo ambanin’ ny voaloboka sy ho eo ambanin’ ny aviavy ianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
1 Kings 5:5Ary ny Joda sy ny Isiraely nandry fahizay tamin’ ny andron’ i Solomona rehetra, samy teny ambanin’ ny voalobony sy ny aviaviny ny olona hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.
Hosea 2:18Ary raha mby amin’ izany andro izany, hoy Jehovah, dia hataonao hoe Aho Vadiko, fa tsy hataonao intsony hoe Balako.
Zechariah 2:11He! vonjeo ny tenanao, ry Ziona, izay monina ao Babylona zanakavavy.