bible.software › Bokin'i Zakaria › Bokin'i Zakaria 4 › Bokin'i Zakaria 4:8
Bokin'i Zakaria 4:8
Dia tonga tamiko indray ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Moreover the word of the LORD came unto me, saying,
In Context
7Iza moa ianao, ry tendrombohitra lehibe? Ho tonga tany lemaka eo anoloan’ i Zerobabela ianao; ary ho entiny mivoaka ny vato hatao tendrony sady hisy fiantsoana hoe: Fahasoavana, fahasoavana anie ho aminy!
9Ny tànan’ i Zerobabela no nanao ny fanorenan’ ity trano ity, ary ny tànany koa no hamita azy; ka dia ho fantatrao fa Jehovah, Tompon’ ny maro, no naniraka ahy ho aminao.
Read all of Bokin'i Zakaria 4
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Zakaria 4:8