bible.software › Bokin'i Zakaria › Bokin'i Zakaria 5 › Bokin'i Zakaria 5:10
Bokin'i Zakaria 5:10
Dia hoy izaho tamin’ ilay anjely niresaka tamiko: Ho aiza no itondran’ ireto ny vata famarana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then said I to the angel that talked with me, Whither do these bear the ephah?
In Context
9Dia natopiko ny masoko, ka hitako fa, indreo, nisy vehivavy roa nivoaka, ary nahazo rivotra ny elany, fa nanana elatra toy ny elatry ny vano izy; ary naingainy ho eo anelanelan’ ny tany sy ny lanitra ny vata famarana.
11Ary hoy izy tamiko: Hanaovana trano ho azy any amin’ ny tany Sinara, ary rehefa vita izany, dia hapetraka ao amin’ ny fipetrahany izy.
Read all of Bokin'i Zakaria 5
Cross References
Zechariah 6:4Dia nanontany tamin’ ilay anjely niresaka tamiko aho ka nanao hoe: Inona moa ireo, tompoko?
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Zakaria 5:10