bible.software › Bokin'i Zakaria › Bokin'i Zakaria 6 › Bokin'i Zakaria 6:9
Bokin'i Zakaria 6:9
Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the word of the LORD came unto me, saying,
In Context
8Dia nitaraina mafy tamiko izy ka niteny tamiko hoe: Indro, ireo izay mivoaka mankamin’ ny tany avaratra dia nampionona ny fanahiko tany amin’ ny tany avaratra.
10Mandraisa avy amin’ ny babo, dia amin’ i Helday sy Tobia ary Jedaia, eny, mandehana amin’ izany andro izany ihany ianao, ka midìra ao an-tranon’ i Josia, zanak’ i Zefania, izay novantaniny nony vao tonga avy tany Babylona izy,
Read all of Bokin'i Zakaria 6
Cross References
Zechariah 7:1Ary tamin’ ny taona fahefatra nanjakan’ i Dariosa no nahatongavan’ ny tenin’ i Jehovah tamin’ i Zakaria, tamin’ ny andro fahefatra tamin’ ny volana fahasivy (Kisleva izany);
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Zakaria 6:9