bible.software › Bokin'i Zakaria › Bokin'i Zakaria 7 › Bokin'i Zakaria 7:4
Bokin'i Zakaria 7:4
Dia tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then came the word of the LORD of hosts unto me, saying,
In Context
3ka hiteny amin’ ny mpisoron’ ny tranon’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, sy amin’ ny mpaminany hoe: Hitomany amin’ ny volana fahadimy va aho ka hifady toy ny fanaoko tamin’ ny taon-dasa ela?
5Lazao amin’ ny vahoaka rehetra amin’ ny tany sy amin’ ny mpisorona hoe: Raha nifady hanina sy nitomany tamin’ ny volana fahadimy sy ny fahafito tamin’ izao fito-polo taona izao, ianareo moa nifady ho Ahy va ianareo?
Read all of Bokin'i Zakaria 7
Cross References
Isaiah 10:16Koa izany no anateran’ ny Tompo, dia ny Tompon’ ny maro, fahahiazana amin’ ny tremalahiny; Ary ao ambanin’ ny voninahiny dia hisy mirehitra toy ny firehitry ny afo.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Zakaria 7:4