bible.software › Bokin'i Zakaria › Bokin'i Zakaria 7 › Bokin'i Zakaria 7:8
Bokin'i Zakaria 7:8
Ary tonga tamin’ i Zakaria ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the word of the LORD came unto Zechariah, saying,
In Context
7Moa tsy tokony ho nihaino ny teny izay nasain’ i Jehovah nantsoin’ ny mpaminany fahiny va ianareo, fony mbola nonenana sy nandry fahizay Jerosalema sy ny zana-bohiny manodidina azy, sady nonenana koa ny tany atsimo sy ny tany lemaka amoron-tsiraka?
9Izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro: Manaova fitsarana marina, ary samia mifampiantra sy mifamindra fo amin’ ny rahalahiny avy;
Read all of Bokin'i Zakaria 7
Cross References
Leviticus 10:20Ary raha ren’ i Mosesy izany, dia nankasitrahany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Zakaria 7:8