bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 11 › Boky faharoan'ny Tantara 11:21
Boky faharoan'ny Tantara 11:21
Eny, tamin’ izy telo lahy dia izy no nanana voninahitra mihoatra noho ny azy roa lahy, fa izy no lehibeny; nefa tsy nahomby azy telo lahy teo izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the three, he was more honourable than the two; for he was their captain: howbeit he attained not to the first three.
In Context
20Ary Abisay, rahalahin’ i Joaba, no lehibe tamin’ izy telo lahy; fa izy koa namely telonjato lahy tamin’ ny lefona ka nahafaty azy, ka dia izy no nalaza tamin’ izy telo lahy.
22Ary Benaia, zanak’ i Joiada, zanaky ny lehilahy mahay tany Kabzela, izay nahavita asa be, izy no nahafaty ny roa lahy mahery tany Moaba; ary izy koa no nidina namono ny liona tao anatin’ ny lavaka fantsakana tamin’ ilay andro nisy oram-panala iny.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 11
Cross References
Matthew 13:8Ary ny sasany dia voafafy teny amin’ ny tany tsara, dia namoa: ny sasany avy zato heny, ary ny sasany avy enim-polo heny, ary ny sasany avy telo-polo heny.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 11:21