Boky faharoan'ny Tantara 2:49
Izy koa niteraka an’ i Safa, razamben’ ny any Madmana, sy Seva, razamben’ ny any Makbena sady razamben’ ny any Gibea; ary ny zanakavavin’ i Kaleba dia Aksa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
48Maka, vaditsindranon’ i Kaleba, niteraka an’ i Sabera sy Tirana.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 2
Cross References
Joshua 15:16Ary hoy Kaleba: Izay mamely an’ i Kiriata-sefera ka mahafaka azy, dia homeko azy Aksa zanako-vavy ho vadiny.
Joshua 15:57sy Kaina sy Gibea sy Timna: tanana folo sy ny zana-bohiny;
1 Chronicles 2:42Ary ny zanakalahin’ i Kaleba, rahalahin’ i Jeramela, dia Mesa, lahimatoa, razamben’ ny any Zifa, sy ny zanakalahin’ i Maresa, razamben’ ny any Hebrona.