The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 21 › Boky faharoan'ny Tantara 21:19

Boky faharoan'ny Tantara 21:19

Koa dia niakatra Davida araka ny tenin’ i Gada, izay nolazainy tamin’ ny anaran’ i Jehovah.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And David went up at the saying of Gad, which he spake in the name of the LORD.

In Context

18Ary Gada nasain’ Ilay Anjelin’ i Jehovah hilaza amin’ i Davida mba hiakatra hanangana alitara ho an’ i Jehovah ao amin’ ny famoloan’ i Araona Jebosita.

20Ary Araona niherika ka nahita Ilay Anjely; ary ny zanany efa-dahy izay teo aminy dia niery. Ary Araona nively vary tao tamin’ izay.

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 21

Cross References

John 2:5Fa hoy ny reniny tamin’ ny mpanompo: Ataovy izay asainy ataonareo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 21:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 21:18Boky faharoan'ny Tantara 21Boky faharoan'ny Tantara 21:20 →