The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 2 › Filazantsara araka an'i Jaona 2:5

Filazantsara araka an'i Jaona 2:5

Fa hoy ny reniny tamin’ ny mpanompo: Ataovy izay asainy ataonareo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

His mother saith unto the servants, Whatsoever he saith unto you, do it.

In Context

4Hoy Jesosy taminy: Ravehivavy, moa mifaninona akory Izaho sy ianao? tsy mbola tonga ny fotoako.

6Ary nisy siny vato enina mahalany rano indroa na intelon’ ny vata avy nipetraka teo ho fanadiovana araka ny fanaon’ ny Jiosy.

Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 2

Cross References

Genesis 6:22Dia nataon’ i Noa izany; araka izay rehetra nandidian’ Andriamanitra azy no nataony.

Ruth 3:6Dia nidina tany am-pamoloana izy ka nanao araka izay rehetra nandidian’ ny rafozani-vavy azy.

Luke 5:5Fa Simona namaly ka nanao hoe: Tompoko, mandritra ny alina no efa nikelezanay aina, nefa tsy nahazo na inona na inona; kanefa noho ny teninao; dia halatsako ihany ny harato.

John 15:14Hianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo.

Hebrews 5:9ary rehefa natao tanteraka Izy, dia tonga loharanon’ ny famonjena mandrakizay ho an’ izay rehetra manaraka Azy,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Jaona 2:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Jaona 2:4Filazantsara araka an'i Jaona 2Filazantsara araka an'i Jaona 2:6 →