Boky faharoan'ny Tantara 26:15
An’ i Obed-edoma ny atsimo, ary an’ ny zanany ny trano firaketana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
To Obed-edom southward; and to his sons the house of Asuppim.
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 26
Cross References
1 Chronicles 26:17Ny atsinanana nisy Levita enina, ny avaratra nisy efatra Isan’ andro, ny atsimo nisy efatra isan’ andro, ary ny trano firaketana nisy efa-dahy nizara ho roa avy.
Nehemiah 12:25Matania, Bakbokia, Obadia, Mesolama, Talmona sy Akoba no mpiandry varavarana ka nitandrina ny fiambenana amin’ ny trano firaketana.