1 Chronicles 4:39
Ary nankany amin’ ny fidirana ho any Gedora izy, dia hatramin’ ny ilany atsinanana amin’ ny lohasaha, hitady ahitra ho an’ ny ondriny aman’ osiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Joshua 12:13ny mpanjakan’ i Debira, iray; ny mpanjakan’ i Gadera, iray;
1 Chronicles 4:4ary Penoela, rain’ i Gedora, sy Ezera, rain’ i Hosa. Ireo no zanak’ i Hora, lahimatoan’ i Efrata, razamben’ ny any Betlehema.
1 Chronicles 12:7ary Joela sy Zebadia, zanak’ i Jerohama avy any Gedora.