bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 5 › Boky faharoan'ny Tantara 5:21
Boky faharoan'ny Tantara 5:21
Ary nobaboiny ny bibiny, dia rameva dimy alina sy ondry aman’ osy dimy alina amby roa hetsy sy boriky roa arivo ary olona iray hetsy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they took away their cattle; of their camels fifty thousand, and of sheep two hundred and fifty thousand, and of asses two thousand, and of men an hundred thousand.
In Context
20Ary nombana hamely ireo izy, ka dia voatolotra teo an-tànany ny Hagarita mbamin’ izay rehetra nomba azy, satria nitaraina tamin’ Andriamanitra teo amin’ ny ady izy, ary nekeny ny fangatahany noho ny fahatokiany Azy.
22fa maro ny faty niampatrampatra, satria avy tamin’ Andriamanitra ny ady. Ary nonina nandimby ireo izy mandra-pahatongan’ ny namaboana azy kosa.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 5
Cross References
Numbers 31:35ary olona, dia ny zazavavy izay tsy mbola nahalala lahy, roa arivo amby telo alina.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 5:21