Boky faharoan'ny Tantara 8:29
Ary tao Gibeona no nonenan’ ny razamben’ ny an’ i Gibeona, ary ny anaran’ ny vadiny dia Imaka,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And at Gibeon dwelt the father of Gibeon; whose wife’s name was Maachah:
In Context
30ary Abdona no lahimatoany, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nadaba,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 8
Cross References
1 Chronicles 9:35Ary tao Gibeona no nonenan’ i Jeiela, razamben’ ny an’ i Gibeona, ary ny anaran’ ny vadiny dia Imaka;