bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 8 › Boky faharoan'ny Tantara 8:39
Boky faharoan'ny Tantara 8:39
Ary ny zanakalahin’ i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Eshek his brother were, Ulam his firstborn, Jehush the second, and Eliphelet the third.
In Context
38Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Azela.
40Ary ny zanakalahin’ i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak’ i Benjamina.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 8
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 8:39