Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10:18
Indreo ny Isiraely araka ny nofo; moa izay mihinana ny fanatitra tsy mpiombona amin’ ny alitara va?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Behold Israel after the flesh: are not they which eat of the sacrifices partakers of the altar?
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10
Cross References
Leviticus 3:11Ary ny mpisorona dia handoro izany ho fofona eo ambonin’ ny alitara; hanina avy amin’ ny fanatitra atao amin’ ny afo ho an’ i Jehovah izany.
Leviticus 7:11Ary izao no lalàna ny amin’ ny fanati-pihavanana izay haterina ho an’ i Jehovah:
1 Samuel 9:12Dia namaly azy ireo ka nanao hoe: Ao ihany izy; indro ao alohanao ao izy; mandehana faingana, fa efa tonga ao an-tanàna izy izao, satria misy fanatitra hataon’ ny vahoaka ao amin’ ny fitoerana avo anio;
Romans 4:1Inona ary no holazaintsika ho efa azon’ i Abrahama, razantsika araka ny nofo?
Romans 9:3Fa efa saiky niriko aza ho voaozona ho afaka tamin’ i Kristy ny tenako mba hahavonjeko ny rahalahiko, havako araka ny nofo,
2 Corinthians 11:18Satria maro no mirehareha araka ny nofo, dia mba hirehareha koa aho.