The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10:25

Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10:25

Izay hena rehetra amidy eny an-tsena dia hano, fa aza manontany akory noho ny fieritreretana;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Whatsoever is sold in the shambles, that eat, asking no question for conscience sake:

In Context

24Aoka tsy hisy olona hitady ny hahasoa ny tenany, fa ny hahasoa ny namany.

26fa an’ i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy.

Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10

Cross References

Romans 13:5Koa tsy maintsy manaiky ny olona, nefa tsy noho ny fahatezerana ihany, fa noho ny fieritreretana koa.

1 Corinthians 8:7Kanefa tsy ary manana izany fahalalana izany avokoa ny olona rehetra; fa ny sasany, satria zatra amin’ ny sampy mandraka ankehitriny izao, dia homana ny hena ka mahatsiaro azy ho zavatra naterina tamin’ ny sampy; ka dia voaloto ny fieritreretany, satria malemy.

1 Timothy 4:4Fa ny zavatra rehetra nataon’ Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin’ ny fisaorana,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10:25

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10:24Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10:26 →