Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10:3
ary izy rehetra nihinana ny fihinam-panahy iray ihany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And did all eat the same spiritual meat;
In Context
2ary izy rehetra dia natao batisa ho amin’ i Mosesy tao amin’ ny rahona sy ny ranomasina,
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10
Cross References
Exodus 16:15Ary rehefa hitan’ ny Zanak’ Isiraely izany, dia nifanontany hoe izy: Inona itony? satria tsy fantany ireny. Dia hoy Mosesy taminy: Itony no mofo izay nomen’ i Jehovah ho fihinanareo.
Deuteronomy 8:3Dia nampanetry tena anao Izy ka namela anao ho noana, dia nanome anao ny mana hohaninao, izay tsy fantatrao na ny razanao, hampahafantarany anao fa tsy mofo ihany no iveloman’ ny olona; fa izay rehetra aloaky ny vavan’ i Jehovah no iveloman’ ny olona.
Nehemiah 9:20Ary ny Fanahinao tsara dia nomenao azy koa hampianatra azy, ary tsy niaro ny namanao tamin’ ny vavany Hianao sady nanome azy rano, raha nangetaheta izy;
Psalms 105:40Nangataka izy ireo, dia nahatonga papelika Izy, Ary mofon-danitra no namokisany azy.