Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11:14
Tsy mampianatra anareo va izao fomban’ ny zavatra rehetra izao fa raha lava volo ny lehilahy, dia mahafa-boninahitra azy izany?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Doth not even nature itself teach you, that, if a man have long hair, it is a shame unto him?
In Context
13Hevero ao am-ponareo: Mendrika va raha mivavaka amin’ Andriamanitra ka tsy misaron-doha ny vehivavy?
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11
Cross References
1 Corinthians 14:35Ary raha misy tiany hianarana, dia aoka izy hanontany ny lahy raha mby any an-trano; fa mahamenatra raha miteny ao am-piangonana ny vehivavy.