Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14:35
Ary raha misy tiany hianarana, dia aoka izy hanontany ny lahy raha mby any an-trano; fa mahamenatra raha miteny ao am-piangonana ny vehivavy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
36Avy aminareo va no nihavian’ ny tenin’ Andriamanitra, sa ao aminareo ihany no nahatongavany?
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14
Cross References
1 Corinthians 11:14Tsy mampianatra anareo va izao fomban’ ny zavatra rehetra izao fa raha lava volo ny lehilahy, dia mahafa-boninahitra azy izany?
Ephesians 5:12Fa izay ataony ao amin’ ny miafina, dia mahamenatra na dia ny milaza izany aza.
1 Peter 3:7Ary toy izany koa, ianareo lehilahy, miaraha mitoetra aminy araka ny marina, manaja ny vavy, tahaka ny mety hatao amin’ ny fanaka malemilemy kokoa sady mpiara-mandova ny fahasoavan’ ny fiainana,― mba tsy ho voasakana ny fivavahanareo.