Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11:28
Fa aoka ny olona hamantatra ny tenany, dia aoka izy hihinana ny mofo sy hisotro amin’ ny kapoaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But let a man examine himself, and so let him eat of that bread, and drink of that cup.
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11
Cross References
Psalms 26:2Diniho aho, Jehovah ô, ka fantaro; izahao toetra ny voako sy ny foko.
Haggai 1:5Koa izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro: Hevero ny lalanareo.
Zechariah 7:5Lazao amin’ ny vahoaka rehetra amin’ ny tany sy amin’ ny mpisorona hoe: Raha nifady hanina sy nitomany tamin’ ny volana fahadimy sy ny fahafito tamin’ izao fito-polo taona izao, ianareo moa nifady ho Ahy va ianareo?
1 Corinthians 11:31Fa raha mba mamantatra ny tenantsika isika, dia tsy mba hotsaraina.
Galatians 6:4Fa aoka ny olona rehetra samy hizaha toetra ny asany avy, dia samy hanana hafaliana ny amin’ ny tenany ihany izy, fa tsy ny amin’ ny olon-kafa;