Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11:34
Ary raha misy olona noana, aoka izy hihinana no an-tranony, mba tsy hiangonanareo ho fahamelohana. Ary ny zavatra sisa dia halahatro, rehefa tonga aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
33Koa raha miangona hihinana ianareo, ry rahalahy, dia mifampiandrasa.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11
Cross References
1 Corinthians 7:17Kanefa aoka ny olona rehetra samy handeha araka izay anjarany nomen’ ny Tompo azy sy araka ny niantsoan’ Andriamanitra azy avy. Ary izany no andidiako ao amin’ ny fiangonana rehetra.
1 Corinthians 16:2Amin’ ny andro voalohany isan-kerinandro dia samia manokana ao aminy avy ho rakitra na amin’ inona na amin’ inona no anambinana azy, mba ho vita rahateo ny famoriam-bola mandra-pahatongako.
Titus 1:5Izao no namelako anao tany Kreta, dia ny handaminanao izay mbola tsy tanteraka sy hanendrenao loholona amin’ ny isan-tanàna, araka ny nandidiako anao;