Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11:9
Fa tsy ny lehilahy no natao ho an’ ny vehivavy, fa ny vehivavy no ho an’ ny lehilahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Neither was the man created for the woman; but the woman for the man.
In Context
8Fa tsy ny vehivavy no nihavian’ ny lehilahy; fa ny lehilahy no nihavian’ ny vehivavy.
10Izany no mahamety ny vehivavy hisaron-doha noho ny amin’ ny anjely.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11
Cross References
Genesis 2:20Dia nomen-dralehilahy anarana ny biby fiompy rehetra sy ny ny voro-manidina mbamin’ ny bibi-dia rehetra; nefa tsy hita izay vady sahaza ho an-dralehilahy.